Entrée vatasarihina (vata, sarika)
Partie du discours nom
Explications en anglais [ vata sarihina ] a drawer [Hallanger 1973]
Explications en français [ vata sarihina ] tiroir [Hallanger 1974]
 tiroir [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes vatasarika
Exemples 
1Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [Andriamalala: Taolambalo]
2Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [Andraina: I Vola]
3Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [Andriamalala: Fanagasiana]

Mis à jour le 2022/01/20