Entrée | vatasarihana (vata, sarika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy [Rajemisa 1985] | |
Autres orthographes | vata sarihana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |