Teny iditra varotra tsy miverim-bodiondry
Singan-teny varotra ; tsy ; miverina ; vodiondry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23