Teny iditra varo-boba
Singan-teny varotra ; boba
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Varotra mora dia mora [1.1]
 Varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Sold very cheaply [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Très bon marché, à vil prix [1.3]
 Solde [1.13]
 Vendu à vil prix [1.8]
Ohatra Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23