Teny iditra | vanobe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [1.3] | |
Anarana siantifika | Ardea goliath | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Singan-teny | vano ; be | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23 |
![]() |