Teny iditra vaky tampona
Singan-teny vaky ; tampona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sori-bolo mahitsy eo antampon-doha (mifanohitra amin' ny sori-bilana, izay tsy eo afovoany an-tampon' ny loba fa amin' ny ilany havia na havanana) [1.1]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19