Entrée vaky feo (vaky, feo)
Partie du discours locution
Explications en malgache entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo [Rajemisa 1985]
Explications en français dont la voix mue, dont la voix devient rauque [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31