Teny iditra vakoana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (complication inutile de vakoa). Nom donné en général aux pandanus qui comptent à Madagascar 79 espèces endémiques. Relevé notamment pour Pandanus concretus Baker, Pandanus rollotii Martelli. Une Orchidée malgache magnifique, tsipelana Eulophiella roempleriana Schltr., vit en association cette dernière espèce sur la petite île de Sainte-Marie. Voir velomianto. [1.196]
Anarana siantifika Pandanus concretus, Pandanus rollotii
Voambolana 
Tovy hevitra vakoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31