Teny iditra vahatry ny aina
Singan-teny vahatra ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Ohatra Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Mpanahaka  menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ singotry ny aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27