Teny iditra | vadin-koditra | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Teny fotony | vady, hoditra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misaraka amin' ny hoditra, tsy azo sarahina (ny aretina dia tandra vadin-koditry ny olombelona) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui va avec la peau Inséparable [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vadin-koditra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |