Entrée va
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?)
Explications en français  [Abinal 1888] Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase
Explications en anglais  [Hallanger 1973] interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ?
Explications en français  [Hallanger 1974] interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ?
Synonymes ve
Mots composés, titres, noms 
Analogues  moa
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 796] Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?)
2 [Abinal 1888, page 796] Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit)
3 [Fox: Hainteny, numéro 438] Razoky va no manitra voan-kazo?
4 [Andraina: Mitaraina, page 171] Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay?
5 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 172] Moa va tsy menatra izy.

Entrée va~
Partie du discours préfixe [Mots avec va~]

Entrée va
Partie du discours forme morphologique de aller
Explications en malgache  [3.1] matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy)

Mis à jour le 2020/11/25