|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  va
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ?
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase
6  [1.8] interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ?
Ohatra  7  Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
8  Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
9  Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
10  Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
11  Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Tovy hevitra  12  ve
Mpanahaka  13  moa
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)16  va~
Sokajin-teny  17  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)18  va    
Sokajin-teny  19  endritenin' ny hoe aller
Fanazavàna teny malagasy  20  [3.1] matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12