Teny iditra UNESCO
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31