Teny iditra tsy tonga volana
Singan-teny tsy ; tonga ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zaza teraka alohan' ny fotoana tokony hahaterahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Premature; untimely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prématuré, avorton [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31