Teny iditra tsy tian-drofy
Singan-teny tsy ; tia ; rofy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny atao amin' ny zaza raha mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy [1.1]
Tovy hevitra afa-drofy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15