Teny iditra | tsy tambo isaina | ||||||
Singan-teny | tsy tambo ; isaina | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Innumerable [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Innombrable [1.3, 1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |