Teny iditra tambo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ialohan' ny hoe "tsy" mandrakariva io teny io, ka ny heviny amin' izany dia hoe be dia be, lehibe dia lehibe hany ka...: Tsy tamboko holazaina ny fahoriana nampitondrain-dRangahy io ahy (be dia be ka tsy hitako holazaina...). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce mot est toujours précédé de tsy et signifie alors : si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut... [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra tambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (mot d'origine souahéli d'après Grandidier). Ancien nom donné aux feuilles du Poivrier bétel, Piper betle L. (Piperaceae), qu'on importait comme masticatoire et pour vernir les dents en noir, avant l'utilisation des frotte-dents qui paraît plus récente. [1.196]
Anarana siantifika Piper betle
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17