Teny iditra tsy takona afenina
Singan-teny tsy ; takona ; afenina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miharihary sy hita avy hatrany, toerana avo tazana na dia lavitra aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy It can't be hidden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on n'arrive pas à cacher [1.8]
 Qui est évident, au vu de tout le monde [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16