Teny iditra tsy mataho-tody
Singan-teny tsy ; matahotra ; tody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olon-dratsy tokony hatahorana satria tsy matahotra ny hanao ratsy anao izy noho izy tsy matahotra tody [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12