Teny iditra |
tody
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arrivage, arrivée au port [1.3]
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tody
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Retaliation, the wages of evil; a return [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Retour, revanche, représailles, châtiment du mal [1.3]
|
| Châtiment; retour des choses [1.8]
|
| Revanche, représailles, duplicité [1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tody
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fitana
[1.78]
|
|