Teny iditra | tsyambaratelo > tsiambaratelo | ||||||
Singan-teny | tsy ; ambara ; telo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra afenina tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin' ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ tsy ambara telo ] Qu'on ne dit pas à trois; secret [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||