Teny iditra tsontsona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri) [1.1]
Anarana siantifika Pavonia bojeri
Voambolana 
Tovy hevitra besofina

Teny iditra tsontsona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafosafoana ny biby, fanambatambazana azy [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31