Teny iditra | tsitsina (tsitsy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lanilanina foana: Tsitsio tsara ny varinareo sao ho sahirana ianareo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsitsina io | ||||||||
Teny iditra | tsitsina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (probablement mis pour tsitsihina : sur quoi on prononce des imprécations, comme on le faisait pour les poisons d'épreuve). Crotalaria lanceolata E. Mey. (Fabaceae). Les graines sont toxiques. Elles ont causé des empoisonnements de volailles. [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Crotalaria lanceolata | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |