Teny iditra tsitongatonga (tonga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui monte par degrés, qui est tressé en forme d’escalier comme les cheveux des Bares [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31