Teny iditra tsitakonala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Omby ranjanana, avo dia [1.1]

Teny iditra tsitakonala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny fisisika [1.1]

Teny iditra tsitakonala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de tsy : négation ; takona : caché ; et ala : la forêt ; allusion à la grande taille de cet arbre « qui n'est pas caché par la forêt »). Homalium laxiflorum (Tul.) Baill. (Salicaceae). Bon bois. [1.196]
Anarana siantifika Homalium laxiflorum
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26