Teny iditra | tsipi-mirahalalina | |
Singan-teny | tsipika ; mirahalalina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Courbe bathymétrique [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: soridrefitany | |
Tovy hevitra | soritra mirahalalina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |