|
|
|
|

Teny iditra1  tsipihina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#783] Qu’on trace, qu’on raie
Fototeny  5  tsipika
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  hatsipiny, ipitsihan, itsipihan, nipitsiha, nitsipiha, pitsihina, tsipahiny, tsipihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/24