Entrée tsindry hazo lena (tsindry, hazo, lena)
Partie du discours locution
Mots élémentaires tsindry, hazo, lena
Explications en malgache (taloha) fanombotombohana
¶ (ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika [1.1]
 fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa [1.13]
Explications en français oppression [1.13]

Mis à jour le 2023/01/01