Teny iditra tsihitafototra (tsy, hita, fototra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin' ny tany izy io fa mitevitevika eny amin' ny sampan' ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin' ny ain' ny ahitra ny fivelomany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina, Sakalava] (de tsi, négation ; hita : action de voir, d'apercevoir ; et fototra : la souche ; on n'en voit pas la souche parce que les rameaux grêles, lianoïdes sont extrêmement enchevêtrés). Nom donné à deux plantes parasites courant sur la végétation qui les entoure :
(1) Cassytha filiformis L. (Lauraceae).
(2) Cuscuta chinensis Lam. (Convolvulaceae).
Toutes deux sont considérées comme médicinales. La première fournit des infusions astringentes et diurétiques. La seconde est laxative, employée en cas de constipation. [1.196]
Anarana siantifika Cassytha filiformis, Cuscuta chinensis
Voambolana 
Mpanahaka  tsy hita fototra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31