Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
tsihika
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fakana (zavatra) tsikelikely ka fongana no fiafarany
Fakana hazandrano amin' ny tandroho
[
1.1
]
Sampanteny
anarana :
fanihifana
,
fanihika
,
mpanihika
,
tsihitsihika
mpamaritra :
fanihika
,
mahatsihika
matoantenin' ny mpanao :
manihika
matoantenin' ny iharana :
atsihika
,
tsihifina
,
voatsihika
matoantenin' ny fameno :
anihifana
Fivaditsoratra
hitsaky
,
hitsika
,
tsihika
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31