Teny iditra | tsara tarehy | |
Singan-teny | tsara ; tarehy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Beau, de belle apparence [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14 |