Teny iditra | tsaikana (tsaika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fantenana; esorina ny vato kely miaraka amin' ny,..: Tsaikao tsara ity vary ity fa be vato [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | tsaikafina | ||||||||
Fivaditsoratra | antsakay, antsiaka, asintaka, atsikana, itsakana, takasina, tsaikana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |