Entrée tsaikan > tsaikan-dandy (tsaika, landy)
Partie du discours locution
Explications en malgache ny landy efa sisa avy nifantenan' olona, ny ratsy sisam-pidy amin' ny zavatra iray toerana [Rajemisa 1985]

Entrée tsaikan > tsaikana (tsaika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fantenana; esorina ny vato kely miaraka amin' ny,..: Tsaikao tsara ity vary ity fa be vato [Rajemisa 1985]
Morphologie 
tsaikana
tsaikako
tsaikanao
tsaikany
tsaikantsika
tsaikanay
tsaikanareo
tsaikan'
tsaikan-
tsaikam-
tsaika-
notsaikana
notsaikako
notsaikanao
notsaikany
notsaikantsika
notsaikanay
notsaikanareo
notsaikan'
notsaikan-
notsaikam-
notsaika-
hotsaikana
hotsaikako
hotsaikanao
hotsaikany
hotsaikantsika
hotsaikanay
hotsaikanareo
hotsaikan'
hotsaikan-
hotsaikam-
hotsaika-
tsaikao
Synonymes tsaikafina

Entrée tsaikan > tsaikan-katsaka (tsaika, katsaka)
Partie du discours nom
Explications en français  [Merina] La rafle, la partie inutile de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Zea mays

Entrée tsaikan > tsaikan' olona (tsaika, olona)
Partie du discours locution
Explications en malgache olona tsinontsinona tsy misy antony, faikan' olona [Rajemisa 1985]
Synonymes fakon' olona