Teny iditra | trotro | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famihinana zavatra amin' ny sandry ka ankinina amin' ny tratra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de porter sur la poitrine et entre les bras, comme fait la mère pour son enfant [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | baby | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |