Teny iditra traokabe
Singan-teny traoka ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1]
 Faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Trachée artère [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18