|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tranomanara
Singan-teny  2  trano, manara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a small building on the tombs of royalty and higher nobility [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse [1.8]
Ohatra  7  Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508#347]
8  Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59#294]
Sary 
9 

Teny iditra (2/2)10  tranomanara
Singan-teny  11  trano
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23