Teny iditra 1/3 | toy | ||||
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala Mody: Manao toy ny mitomany (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Like, similar to; (distinguish from toa) [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme, semblable [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Lohateny | |||||
Teny iditra 2/3 | toy
![]() | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | kilalao [1.17] | ||||
Teny iditra 3/3 | toy
![]() | ||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||
Fanazavàna teny anglisy | milalao [1.17] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | oty, toy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18 |
![]() |