Teny iditra | 1 totofana (tototra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totofy ity hady ity [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 totorana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny totofana io |
Fivaditsoratra | 11 tafotona, totofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |