Entrée tosidra (tosika, ra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [Rajemisa 1985]
 (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [SLP 1986]
Explications en français (tosi-dra) tension artérielle [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31