Teny iditra torotorohina (torotoro (toro))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manomboka ho lo ka rakotra vovobovoka fotsifotsy; lomorina, bobongolo: Hazo efa torotorohina no nanaovanao ity seza ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/24