Teny iditra torotoro (toro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Vakivaky [1.78]
  [Tanala] Vakivaky madinika, potipotika: Torotoro ñy lovia vake [1.78]
 Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-davarangana / Torotoro ny fahavalo tamin' ny ady
Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin' ny zanany tsy niainaintsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Crushed to pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay écrasé; moulu [1.8]
Ohatra 
1Torotoro loatra ny fony diso fanantenana. [2.499]
2Vatana torotoro no nitsimponin' ny mponina. [2.472]
3Jerena izay rehetra nolalovany ka torotoro avokoa. [2.117]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra torotoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vakivakim-bola, vola madinika [1.78]
  [Tanosy] Vola madinika [1.78]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra torotoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] (duplicatif de toro : ce qui peut montrer, révéler le chemin ; la duplication évoque le doute, le caractère dubitatif de cette reconnaissance.). Gluta tourtour Marchand (Anacardiaceae). Espèce commune à l'Indonésie et à la côte Nord-Ouest de Madagascar (Sambirano). Les gros noyaux fibreux flottent sur l'eau de mer et sont encore capables de germer lorsqu'ils touchent terre. On prétend que les piroguiers nomades de l'Océan Indien suivaient autrefois ces noyaux qui les aidaient, avec d'autres repères empiriques, à trouver leur route en mer [1.196]
Anarana siantifika Gluta tourtour
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18