Teny iditra Tompomenakely
Singan-teny tompo ; menakely
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1]
 Olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Suzerain, seigneur féodal [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20