Teny iditra | tombok' orona | ||
Singan-teny | tomboka ; orona | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ady, famelezana mikendry ny loha toy ny adin' akoho [1.1] | ||
Ohatra | Farany, lahateny tombokorona sy tandrametaka fotsiny tany no nataony.
[2.4] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tombok' orona io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |