Teny iditra | toloho | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Anaram-boron-dia [1.78] | |||
Karazam-borona dia, izay maneno lavareny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A kind of cuckoo [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Coucou [1.54] | |||
Espèce de coucou [1.8] | ||||
Ohatra | hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka.
[2.5] | |||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Mpanahaka | abilimborona ~ kankafotra | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny toloho io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |