Entrée tohy loha (tohy, loha)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany
  [Rajemisa 1985] [ tohiloha ] Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany
Explications en français  [Abinal 1888] action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31