Entrée |
toho
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [Rajemisa 1985]
|
| karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [SLP 1986]
|
Explications en anglais | a smallish fish with a flattened head [Hallanger 1973]
|
Explications en français | poisson à tête plate [Hallanger 1974]
|
| genre de poisson d'eau douce [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [Callet: Tantara]
|
Citations |
|
Entrée |
toho
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | [Merina]
(probablement même origine que tohona ).
Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Gymnosporia brachystachya |
Exemples | avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [Callet: Tantara, page 19]
|
Citations |
|
Entrée |
Toho
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Tohu [Baiboly]
|
Explications en français | Tohu [Baiboly]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Citations |
|