Teny iditra | tohatohatra (tohatra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Faritra miendrika tohatra natao hipetrahana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Gradin [1.13] | ||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | tohatohatra (tohatra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina tampoka mandalo [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Maladie subite et passagère, cris [...] [tohiny 1.54] | ||
Voambolana | Fahasalamana | ||
Fivaditsoratra | tahotahotra, tohatohatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |