Teny iditra | tinatatra (tatatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nasiana tatatra, notatarana, novakina: Lakandrano vao notinatatra io [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Où l'on a creusé des rigoles, des sillons, des canaux Dont on a soutiré de l'argent [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatatatra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26 |