Teny iditra tinaha (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voataha, omena taha: Tsy nanaiky ny vadibe taloha raha nitady hampirafy Rangahy raha tsy notinaha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à qui l’on a donné une compensation, qu’on a comparé avec un autre, dans quoi on a jeté un peu d’argent [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinaha, tinahako, tinahanao, tinahany, tinahantsika, tinahanay, tinahanareo, tinahan', tinahan-, tinaham-
Ny lasa : notinaha, notinahako, notinahanao, notinahany, notinahantsika, notinahanay, notinahanareo, notinahan', notinahan-, notinaham-
Ny hoavy : hotinaha, hotinahako, hotinahanao, hotinahany, hotinahantsika, hotinahanay, hotinahanareo, hotinahan', hotinahan-, hotinaham-
Tovy hevitra voataha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20