Teny iditra | tetezam-bava | |
Singan-teny | tetezana ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Filazana amin' ny olona iray, ary dia io kosa milaza amin' ny hafa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de faire passer de l'un à l'autre ce qu'on veut faire dire à quelqu'un [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |